13 Mai : aiza ny mpitondra fanjakana?

0

Nandritra ny fahatsiarovana ny 13 Mai omaly, tsy hita teny an-toerana ny mpitondra fanjakana na ireo solotena nanamarika izany. Tolona ho an’ny tanindrazana no tsahivina ka tsy tokony hisy fizarazarana na fanavakavahana. Miharihary izao fa tsy ny fitiavan-tanindrazana no mibaiko ny mpitondra hoy ireo sendra ny mpanao gazety.