vendredi 29 mars 2024

Archives quotidiennes: 18 janvier 2021

TOJONIRINA Ramanantsoa : manamboatra sy mamokatra Bisikileta hafa endrika

0
TOJONIRINA Ramanantsoa, tovolahy iray mpankafy bisikileta  avy ao Antsirabe renivohitra no nanao fikarohana ary nahavita nanamboatra sy mamokatra bisikileta American style. Ny mahakasika izay no harahinao ato anatin’ity fanadihadiana manaraka ity.

CTC Village Voara : miverina misokatra ary efa am-perin’asa

0
Noho ny firongatry ny COVID 19 indray, miverina misokatra ary efa am-perin’asa amin’izao fotoana ny CTC Village Voara Andohatapenaka. Ankoatra izay, afaka mandray ireo misy soritr’aretina ihany koa ireo CSB II miisa 08 eto Antananarivo renivohitra.

Raharaham-pirenena : hisolo amin’ity taona ity ny filohan’ny HCC, CENI ary ny Sénat

0
Fa isan’ny asa lehibe miandry ny filoham-pirenena amin’ity taona ity ihany koa ny fanendrena sy ny fametrahana ireo mpitantana lehibe miisa telo eto amintsika, dia ny filohan’ny Fitsarana avo momban’ny lalàm-panorenana, ao ihany koa ny filohan’ny Antenimierandoholona, ary ny filohan’ny CENI. Ny filohan’izy ireo izay tapitra amin’ity taona ity ny fotoam-piasany.

RAZANADRAINIBE Marie: 95 taona, mahavita mamaky baiboly sy mikarakara ireo zanany

0
Niverina tany Ambohipo tanàna, toerana misy Bebe Marie ny mpanao gazetin’ny Kolo Tv, namangy sy nanatitra solom-bodiakoho ho azy noho ny fahatratrarana ny taona vaovao. 95 taona ankehitriny ity renimpianakaviana ity, salama tsara ary afaka mikarakara ireo zanany tsy salama.

ACM : miJanona avokoa ny sidina manokana iraisam-pirenena

0
Mihato avokoa ireo « vols privés » rehetra araha ny fampitam-baovao navoakan’ny Aviation civile de Madagascar, ary tsy maintsy mahazo alalana amin’ny tomponandraikitra voakasika ireo izay tsy maintsy hitsabo tena anya m-pitan-dranomasina.

Ankadikely Ilafy : lehilahy iray nofaohin’ny fiara 4×4 plaque rouge iray izay nandeha mafy

0
Lehilahy iray sahabo ho 40 taona nandeha disikileta no nofaohin’ny fiara 4x4 Plaque rouge iray izay nandeha mafy sy efa nivilivily ny maraina teo tokony ho tamin’ny 11h 30 teny Ankadikely. Mbola vita ny « marquage au sol » nataon’ny mpitandro filaminana dia efa nakisaky ny mpamily ilay fiara sy ireo zavatra simba ary ilay biskletà.