Nohamafisin’ny masoivohon’ny La Frantsa monina sy miasa eto Madagasikara fa fiaraha-miasa efa nisy hatramin’izay ny fanampian’ny La Frantsa an’i Madagasikara ary tsy misy ifandraisany amin’ny fitakintsika ny Iles-Eparse ireo fanampiana izay ataon’izy ireo.