Arnaud : tsy nahazo « Certificat de Transfert International », naverina nody

0

Lasa any amin’ny club n’i GF38 Grenoble D2 any France i Arnaud na Yaya izay mpilalao lohalaharana tao amin’i Cnaps nandritra ny taom-pilalaovana farany teo ary mpilalao ao amin’ny Barea A ihany koa. Tsy mety manao sonia ny mutation anefa ny CNAPS raha tsy mandoa ilay volabe ny GF38. Fihetsika izay miantefa ary mety hanimba ny ho avin’i Arnaud.