Manoloana ny valan’aretina Coronavirus sy ny fiantraikan’izany ara-toekarena, mety hanafoana ny trosa amin’ireo firenena mahantra ny Banky iraisam-pirenena izay miara-miasa akaiky amin’ny FMI amin’izao fotoana. Hatolotra hatolotra ho lanian’ireo governora mandritra ny fivoriana ho tanterahin’izy ireo ny volana aprily ho avy izao ny soson-kevitra.