Miankina amin’ny fametrahan’ny fitondrama-panjakana ny didim-panjakana mikasika ny Fond National de Solidarité na FNS, ny ahafahana manonotra ireo niara-boina nandritra ny krizy nanomboka ny taona 2002 raha ny nambaran’ny CFM. Hatreto tsy mbola voafaritra anaty ny tetim-bolam-panjakana ny fanomezana ny « réparation sy ny Indemnisation » momba izany.