Eo amin’ny Kianja Maki Andohotapenaka no hatsagana ilay parking lehibe ho an’ny fivarotana fiara « occasion », antony ny tsy fahampian’ny Parking eto an-drenivohitra sy mba hampizotra kokoa ny fifamoivoizana . Ho an’ny ireo mpivarotra misy fiatraikianany ara-barotra izany manidrana izany hoy ireo mivarotra nanaovana fanadiadiana.