87% ny asa ankehitriny no efa vita mikasika ny fanamboarana ny lalana Rocade Avaratra atsinana sy Antsinanana, mampifandray ny RN2, RN3,RN4, ary ny RN7. Nifarana androany ny fanatanterahina ny « planche d’essaie » mikasika ny « couche de roulement » izay handrakotra tanteraka ny lalana. Vinavinaina ho ny volana Aogositra amin’ity taona ity ny asa rehetra.