Ny 40% ny vola miditra haramin’izay ihany no azon’ireo trano fandraisam-bahiny amin’izao fotoana izao vokatry ny tsy fisokafan’ny sidina mankany ivelany. Hatreto ihany koa, tsy mbola hita mazava ny paikady hanampian’ny fanjakana ny sehatra tsy miankina.