Hanomboka amin’ity herinandro ity famindrana ireo mpivarotra etsy amin’ny Coum 67 Ha manoloana ny fanamboarana ny tsena tanterahin’ny kaominin’Antananarivo. Nisy ny fifampiresahina teo amin’ireo mpivarotra sy ny tomponandraikitra mikasika ny fandaminana amin’ny fanatanterahina izany.