Nisy nanota ny fady ka nahatonga ny famoizana aina Malagasy maro nandritra ny tolom-panafahana araka ny nambaran’ireo mpandalina ny fomban-drazana sy ny tantara. I Madagasikara izay tsy handroso raha tsy miverina andoharano raha ny fanehon-kevitr’izy ireo androany teny amin’ny Anjerimanontolo.