Fihaonan’ny Loholona sy Governemanta : Fanontaniana 384 no iandrasam-baliny

0

Omaly tolakandro tamin’ny 4 ora sy sasany vao raikitra ny fihaonana teo amin’ny Loholona sy ny Governemanta raha tokony tamin’ny  10 ora maraina no nanaovana izany.  Loholona 49 amin’ireo 63 no miatrika ny governemanta.