Mamy Rakotoarivelo : Nomem-boninahitra tetsy amin’ny Antenimierampirenena

0

Nomem-boninahitra farany tetsy amin’ny Antenimierampirenena Tsimbazaza omaly maraina ny nofo mangatsiakan’i Mamy Rakotoarivelo, mialohan’ny nitondrana azy teny amin’ny FLM Ambatovinaky, sy nametrahana ny vatana mangatsiaka tany Talata Volonondry.