Edito

0

Hisy ny fihaonam- ben’ireo Malagasy monina any ivelany  antsoina hoe “diaspora”. Ho dinihina manokana amin’izany ny anjara toeran’ireo Malagasy monina any ivelany amin’ny fampandrosoana ny firenena niaviany. Inona no ambadik’izao hetsika azo lazaina fa tampoka izao?