Volavolan-dalàm-pifidianana : Eny anivon’ny governemanta

0

Nanamafy io maraina io ny praiminisitra fa ny fanjakana no mandray antanana ny lalàna mikasika ny fifidianana. Eny anivon’ny governemanta ankehitriny ny rijan-dalàna tamin’ireo tolokevitra farany nangonin’ny CENI tamin’ny mpisehatra mandray anjara amin’ny fifidianana. Ny governemanta araka izany no manana ny teny farany amin’io rijan-dalàna io.