Fananam-panjakana amina orinasam-panjakana miisa 08 no fantatra fa hohalalahana ny ny fivarotana ny actifs ao aminy. Tsy fantatra mazava anefa hatreto ny hoe iza ary aiza avy ireo orinasa ireo ? Inona no tanjona tian’ny mpitondra fanjakana ho tratrarina amin’izany.