Fifidianana sefo Fokontany : ampiharina ny lalàna hoy ny SEFAFI.

0

Tokony hampiharina ny lalàna amin’ny sata mifehy ny fokontany hoy ny SEFAFI na ny Sehatra fanaraha-maso ny fiainam-pirenena. Ny fokontany no miantoka miaraka amin’ny fanjakana ny filaminam-bahoaka, ny fiarovana sivily, ny fanajariana ny tany sy ny fampandrosoana.