EDITO

0

Endrika kolikoly miaro fandikan-dalàna ataon’ny tompon’andraikim-panjakana ambony vitsivitsy no nameno ny lohateny an-gazety sy haino aman-jery nandritra ny herinandro maro. Tsy hita taratra izay fanenjehana azy ireny eny anivon’ny Fitsarana mahefa. Mangina tsy hahenoam-peo ny BIANCO.