Kolikoly : nametraka fitarainana teny amin’ny HCC sy ny BIANCO ireo solombavambahoaka miisa 73

0

Nametraka fitarainana teny amin’ny HCC Ambohidahy sy teny amin’ny BIANCO Ambohibao ireo solombavambahaoka miisa 73 manoloana ny voalaza fa trangana kolikoly teny amin’ny Antenimierampirenena nandritra ny fandaniana ireo volavolan-dalàna hifehy ny fifidianana.