Fanamboarana sary : mahavelona rehefa ifotorana

0

Asa tena iray indray no entina aminao amin’ity fanadihadiana manaraka ity. Ny fanaovana sary na ny portraitiste. Io indray no entina aminao , asa efa manomboka mivelatra raha ity asa tena ity no resahina saingy mila finiavana sy fitiavana ihany raha ny fanazavan’ny portraitiste iray nanaovana.