Nanao hetsika ireo mponina ao amin’ny fokontany Antanety Kaominina Bemasoandro Itaosy nohon’ny fananganana Pylône ao an-toerana. Efa nisy ny taratasy fangatahana fanatsaharana ny asa avy anivon’nny kaominina, saingy mbola mitohy ny asa hatramin’izao.