Lisi-pifidianana : miandry ny fiverenany eny anivon’ny fokontany ny vahoaka

0

Efa vonona tanteraka amin’ny firosoana amin’ny fifidianana ny vahoaka eny anivon’ny fokontany amin’izao fotoana izao saingy mbola mitebiteby ny amin’ny mety tsy hahatafiditra ny anaran’izy ireo any anaty lisi-pifidianana taorian’ilay fanamarihana ny anarana tamin’ny farany teo.