Suivi fitrandrahana Vohilava

0

Manome fe-potoana herinandro ny tomponandraikim-panjakana sy ny orinasa vahiny Mac Lai Sim Gianna ireo vahoaka ao amin’ny kaominina Vohilava hanesorana ireo milina mitrandraka volamena any an-toerana. Antony, voahitsakitsaka ny zon’olombelona, simba ihany koa ny fiharian’ny mponina.