Tontosa tamin’ny andron’ny omaly teny amin’ny Akany Avoko Ambohidratrimo ny atrik’asa ho fampidirana eo amin’ny sehatry ny fanabeazana ny fampandrosoana lovain-javy, niarahan’ny ANEDD sy ny teo anivon’ny ministeran’ny fampianarana teknika sy ny fampiofanana