Seranana Toamasina : nohatsaraina ny fomba fiasa

0

Nohatsaraina ny fomba fiasa ao amin’ny famohana sy fampidirana entana ao amin’ny seranan-tsambon’ny Toamasina, indrindra ny ao amin’ny Marchandises Conventionnelles. Hialana amin’ny fitarainan’ireo mpanafatra sy mpanondrana entana no tanjona amin’izany raha ny fanazavana.