Tsy hisy ny famerenana ny permis rose raha ny angom-baovao azo antoka. Efa miroso amin’ny fametrahana vahaolana maharitra ny tomponandraikitra amin’izao fotoana izao. Fanatsarana ny Permis biométrique teo aloha raha ny fanazana hatrany no tanjona amin’izao fanovana izao.