Miantso ny tomponandraikitra isan’ambaratongany mikarakara ny fifidianana solombavambahoaka ny KMF/CNOE andray ny andraikiny. Antony misy amin’ireo kandida no manana raharaha eny anivon’ny fitsarana amin’izao fotoana izao.