Fanarenana ny firenena : mitaky fiaraha-mientana

0

Ny fomba hatao hanarenana ny firenena, io indray no nitondran’ny agence capsule sy ny kolo tv ny fanadihadiana tamin’ity androany ity. Mitaky fiaraha-mientana avy amin’ny tsirairay izany ady izany indrindra fa ny fiovan’ny toe-tsaina.