Utop 2019 : tafakatra 1 450 ireo mpifaninana

0

Tafakatra 1 450 ireo mpifaninana handray anjara amin’ny lalao Utop, Ultra Trail ô Plateaux 2019 izay andiany faha 11. Fifaninanana ho fampiroboroboana ny taranja hazakazaka lavitra ezaka sy ny tontolon’ny fizahantany eto Madagasikara.