Fiarovana ny tanàna : afa-po ireo tomponandraikitra

0

Taorian’ny fitsidihana natao omaly alina teto Antananarivo renivohitra, afa-po ireo tomponandraikita eo anivon’ny Tafika sy ny Polisim-pirenena ary nanamafy fa hitohy hatrany ny ezaka famerenana ny filaminana eto amintsika. Ny hahafahan’ny vahoaka miaina am-pilaminana, lavitry ny tebiteby no tanjona.