Famokarana mifamatotra amin’ny tsena : fanoitra ho an’ny asa fihariana.

0

Misedra olana ny seha-pihariana landy amin’izao fotoana. Antony, mihavitsy ny landibe ary tsy maharaka ny filan’ireo mpanao asa tanana. Ilaina ny fiaraha-mientan’ny hahafahana mitahiry sy mampitombo ireo akora fototra hoy ny eo anivon’ny ministeran’ny fiompiana sy ny fambolena ary ny jono.