Fanamboaran-dalana : misy fahatapahan-dalana noho izany amin’ny toerana maro

0

Mitohy hatrany ny fanamboaran-dalana ataon’ny fitondram-panjakana eto Antananarivo. Misy manoloana izany ny fahatapahan’ny lalana amin’ny toerana maro. Ny mikasika izay indray no entina aminao ato anatin’ity fanadihadiana ity.