FEC : misitraka avy hatrany 43,4 tapitrisa dolara i Madagasikara

0

Nankatoavin’ny Filan-kevim-pitantanan’ny Tahirim-bola iraisam-pirenenena omaly ny famaranana ny fanadihadiana faha-dimin’ny fandaharan’asa « Facilité Elargie de Crédit » na FEC ho an’i Madagasikara. Misitraka avy hatrany famatsiambola mitentina 43,4 tapitrisa dolara i Madagasikara.