« Ligue des champions d’Afrique » : lavon’i Fosa Juniors ny Pamplemousses

0

Tontolon’ny fanatanjahantena, taranja baolina kitra, Lavon’i Fosa Junior tamin’ny isa 1 noho 0 ny Pamplemousse FC avy atsy Maurice tao amin’ny kianjan’i Rabemananjara Mahajanga androany.