Olompirenena : mila hamafisina ny fampahafantarana ny zony

0

Ny tsy fahafantaran’ny olompirenena ny zony sy ny tokony hatao eo amin’ny sehatry ny fifidianana no isan’ny antony iray mahatonga ireo valim-pitsarana ho « azo raisina fa tsy mitombona » hoy ny eo anivon’ny minisiteran’ny fitsarana sy ny FES androany. Hanarenana izany, hisy ny hetsika lehibe hotanterahin’ny roa tonta.