Accueil Société Ambohitrimanjaka : tsy nilefitra tamin’ny fampiakarana ny saran-dalana ho 900 Ariary ny mpitatitra

Ambohitrimanjaka : tsy nilefitra tamin’ny fampiakarana ny saran-dalana ho 900 Ariary ny mpitatitra

0
Ambohitrimanjaka : tsy nilefitra tamin’ny fampiakarana ny saran-dalana ho 900 Ariary ny mpitatitra

Tsy nihemotra tamin’ny fampiakarana ny saran-dalana ho 900 Ariary ny koperativam-pitaterana mampitohy an’andrenivohitra sy Ambohitrimanjaka na teo aza ny dinika niarahana tamin’ny fiadidiana ny tanàna sy ny solontenan’ny mpanjifa. Tsy ara-drariny ny fampiakara hoy ireto farany izay nanamafy ny tokony hijerena ny marimaritra iraisana ho fitsinjovana ny vahoaka hatrany.