Andry RAJOELINA : nitsidika ny vahoaka tao Analavory

0

Tsy misy mihaino ny fahoriana sy ny fahantrana hiainan’ny vahoaka maro hoy ny filohan’ny tetezamita teo aloha Andry Rajoelina tao Analavory ny Sabotsy faha-18 aogositra lasa teo. Tsy ekena intsony, hoy izy ny fijanonan’i Madagasikara ao anatin’ny fahantrana. Mitaraina ihany koa ny mponina nohon’ny faharatsian’ny toeram-pampianarana any an-toerana.