Ankitsimpo

0

Nivahiny tao anatin’ny fandaharana ny solombavambahoakan’i Manandriana mpikambana ao amin’ny VPM MMM ANDRIANJANAHARY Fanomezantsoa sy ny mpitsara IMBIKI Herilaza nitondra ny hevitra amin’ny maha teknisiana mpahay lalàna. Ahiahy goavana no mipetraka manoloana ny raharaha kolikoly avo lenta eny amin’ny antenimierampirenena raha ny fanehoankevitr’ireo vahiny nasaina ary efa misokatra ny fanadihadiana. Miaina fandrahonana ireo solombavambahoaka ankehitriny ireo solombavambahoaka nitsipaka ny fandaniana ny lalàmpifidianana tamin’ity herinandro ity. Ahiana sahady koa ankehitriny ny hisian’ny krizy politika manoloana ny tsy fifanarahana ankehitriny. Araho avy hatrany izay fanehoankevitra izay.