Antananarivo Renivohitra : laharana voalohany amin’ny loto sy fako aty Afrika

0

Tafiditra laharan voalohany aty afirka amin’ny loto sy fako Antananarivo renivohitra ary laharana faha 3 maneran-tany araka ny fanadihadiana navoaky ny Magazine Forbes sy Afrikmag. Midika izany fa tsy mahavita ny asany ny mpitantana ny tanànan’ Antananarivo Renivohitra.