Antoko mpanohitra : mitsangana mitaky ny fampiarana ny fanjakana tan-dalàna.

0

Antoko politika sy vovonana maro no nanaiky sy nanao sonia ny amin’ny maha-mpanohitra azy nandritra ny fihaonamben’ny mpanohitra omaly. Fitakiana ny fanjakana tan-dalàna sy tsara tantana no votoaton’ny tolona ataon’ireto antoko mpanohitra ireto.