Accueil Société Antsirabe : miakatra ny lentan’ireo mpilalao taranja e-Sport ao amin’ny faritra Vakinankaratra

Antsirabe : miakatra ny lentan’ireo mpilalao taranja e-Sport ao amin’ny faritra Vakinankaratra

0
Antsirabe : miakatra ny lentan’ireo mpilalao taranja e-Sport  ao amin’ny faritra Vakinankaratra

Tontosa tao Antsirabe nandritra ny 02 andro ny fifaninana taranja e-sport Cyber Game Contest izay nokarakarain’ny fahitalavitra KOLO TV sy ireo mpanohana maro be. Tsikaritra nandritra ny fifaninana fa niakatra ny lentan’ireo mpilalao any an-toerana raha mitaha amin’ireo faritra eto madagasikara efa nolalovan’ny ity fifaninana e-sport Cyber Game Contest ity .