AVG-CITES : mbola tsy feno ny fepetra hanafoanana ny sazy

0

Mbola tsy feno ny fepetra tokony hanafoanana ny sazy izay mihatra amin’ny firenena Malagasy noho ny fanondranana an-tsokosoko andramena, hoy ny AGV, indrindra mialoha ny fifidianana.Tsymbola nahafeno ny fepetra takian’ny Cites ny mpitondra ary tsy mbola tratra ireo “Gros bonnet” raha ny fanazavana hatrany.