Bekassy Johnfrince : Lany filohan’ny FITEFA

0

Raha ny raharaha andramena no ahafantaran’ny be sy ny maro azy, lafiny hafa indray no isehoany imasom-bahoaka amin’izao fotoana izao. Lany ho filohan’ny FITEFA na fikambanan’ny teraky ny faritanin’Antsiranana I Bekassy Johnfrince.