BIANCO : hivoaka tsy ho ela ny fanambaram-pananana « en ligne ».

0

Hohamoraina ary hivoaka tsy ho ela ny fanambaram-pananana « en ligne » hoy ny eo anivon’ny BIANCO taorian’ny fanambaram-pananana nataon’ny teo anivon’ny Ministeran’ny tontolo iainana sy ny fampandrosoana maharitra omaly. Ny fanambaram-pananana izay voafaritry ny lalàna momba ny ady amin’ny kolikoly ary mahavoasazy ny tsy fanatanterahana azy.