Accueil Economie Business Plan Air-Mad : miroso amin’ny « arbitrage » amin’izao fotoana

Business Plan Air-Mad : miroso amin’ny « arbitrage » amin’izao fotoana

0
Business Plan Air-Mad : miroso amin’ny « arbitrage » amin’izao fotoana

Mandalo ny antsoina hoe « Arbitrage » ny Business Plan ny Air-Mad amin’izao fotoana hoy ny ieo anivon’ny CNaPS ary hatolotra ny filan-kevi-pitantanana ny faran’ny volana Desambra na ny fiandohan’ny taona 2021. Ankilan’izay, nanamafy ny eo anivon’ny CNAPS fa tsy maintsy hirosoana ny fanaovana Digitalisation hahafahana manamora sy manafaingana ny fisitrahan’ireo mpikambana ny Zo-ny.