Caranaval

0

Nafana ny hetsika famaranana ny “Caranaval de madagascar” notontosaina teny mahamasina omaly. Ankoatra ireo trano heva isan-karazany, nisy ny fampirantiana ireo vokatra avy amin’ny Faritra. Nampiavaka ny hestika ihany koa ny fisian’ny fifaninana mampiavaka ny Faritra 22.