CAREA : feno 60 taona

0

Isan’ireo rafitra iray manampy ny fitsarana amin’ny famoahana didy ny CAREA na ny vondron’ny mpahay ankatoavin’ny fitsarana eto Madagasikara izay ivondronan’ireo mpahay eo anivon’ny sehatra maro samihafa. Feno 60 taona ny CAREA amin’izao fotoana, na izany aza mbola maro ireo ezaka mila hatsaraina.