Accueil Politique CENI : mitontaly 9 913 599 ny isan’ny mpifidy ofisialy eto Madagasikara

CENI : mitontaly 9 913 599 ny isan’ny mpifidy ofisialy eto Madagasikara

0
CENI : mitontaly 9 913 599 ny isan’ny mpifidy ofisialy eto Madagasikara

Mitontaly 9 913 599 ny isan’ny mpifidy ofisialy voasoratra anarana ao anatin’ny lisim-pifidianana taorian’ny fampidirana ireo lisitra hadino miisa 23 159 izay neken’ny teo anivon’ny fitsarana.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici