Accueil Politique CNFPPSH : nandray anjara tamin’ny hetsika momba ny asa ho an’ny olona manana fahasembanana

CNFPPSH : nandray anjara tamin’ny hetsika momba ny asa ho an’ny olona manana fahasembanana

0
CNFPPSH : nandray anjara tamin’ny hetsika momba ny asa ho an’ny olona manana fahasembanana

Mbola olana eto amintsika ny fidiran’ny olona manana fahasembanana eo amin’ny tontolon’ny asa. Ny fanarahana azy ireo aorian’ny fampiofanana ireo olona manana fahasembanana no isany andraikitra goavana apetrakin’ireo toeram-pampiofanana ho an’ny olona manana fahasembanana ary isan’izany ny CNFPPSH na ny Centre national de formation professionnelle des personnes en situation de handicap.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici