Accueil Politique CODE DE LA NATIONALITE : maro ny teboka hojerena mandritra ny fotoam-pivorian’ny solombavambahoaka

CODE DE LA NATIONALITE : maro ny teboka hojerena mandritra ny fotoam-pivorian’ny solombavambahoaka

0
CODE DE LA NATIONALITE : maro ny teboka hojerena mandritra ny fotoam-pivorian’ny solombavambahoaka

Mila fanovana tanteraka ny Code de la nationalité eto Madagasikara hoy ny filohan’ny Antenimierampirenena androany nandritra ny fihaonany tamin’ny mpanao gazetin’ny Kolo Tv. Mifantoka betsaka amin’izany ny atrikasa iarahan’ny FOCUS DEVELOPMENT sy ireo solombavambahoaka any Nosy Be. Isany hojerena manokana anatin’izay ny mahakasika ireo tsy manantsata.